|
|
|
|

Teny iditra1 ambiaty
Singan-teny  2amby, 3aty
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan-kazo tsy dia lehibe loatra, izay nataon' ny Ntaolo famantaran-taona.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a shrub, the leaves of which are pounded and applied to sores.
7A bundle of the leaves tied together and put in ponds or marshes is used for catching sifotra (a kind of snail), the sifotra clinging in numbers to the bundle.
8The flowering of the plant is a sign to the people that the season for sowing the rice has come.
9Vernonia appendiculata, Less.
10See vaky ambiaty. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11(de amby = excédent, surplus, et aty, dans le sens de atin-kazo = la moelle ; parce que cet arbuste a une moelle très importante par rapport au diamètre des tiges).
12Vernonia appendiculata Less.
13(Asteraceae).
14Joue un rôle important dans le folklore malgache.
15Sa floraison est le signal du semis du riz de deuxième saison appelé vaki-ambiaty (de vaky = partagé).
16On l'emploie comme vulnéraire en médicine populaire.. [Merina, Betsileo, Sihanaka] [1.196]
Ohatra  17 atao ao koa ilay ambiaty teo. [2.245]
18 Angaha hianao nividy omby tanaty ambiaty. [2.332]
19 Ohatra tamin' ny fambolem-bary manara-maso ny fanirin' ny ambiaty izahay. [2.643]
Voambolana  20 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02