|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 amby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3amin'ny, sy. [Betsimisaraka] [1.78]
4Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny.
5Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato.. [1.1]
6elanelan'ny iditra sy ny voaka. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7excess, surplus, the thing over.
8It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve.
9In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers.
10It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two.. [1.2]
11excess, surplus. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12excédent, surplus. [1.8]
13solde, reste. [1.13]
Haiendriteny 
14 Tsotra :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 73 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)18 amby
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  21chiffres des unités. [1.13]
Voambolana  22 Matematika: rafitrisa

Teny iditra (3/3)23 amby
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny malagasy  25vehivavy ratsy fitondran-tena. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  26 amby, 27 mbay, 28 mbia, 29 mibà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02