|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vania |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara] voa, valahana
[1.78] 4 [Tanala] valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) [1.78] 5 taola-maoja [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bassin
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haiaina |
| Tovy hevitra | 8 vaniana |
| Teny iditra (2/3) | 9 vania |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 [Antambahoaka] lava volo, tsy voaasa
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 12 vania |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Antambahoaka] vaniana, valahana, angatra (aretina)
[1.78] 15 [Antesaka] aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana [1.78] 16 [Bara] kolahy, aretim-balahana, voan-kena [1.78] 17 [Bara] blennorrhagie [1.78] |
| Voambolana | 18 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 19 akohofotsy, 20 ambaniana, 21 angatra, 22 famehy, 23 farasisa, 24 fiandry, 25 fifia |
| Fivaditsoratra | 26 anavy, 27 añ' iva, 28 avany, 29 avina, 30 ivana, vania |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|