|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vaniana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana").
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 5Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 6 vaniaña |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8valahana, andilana, lanivoa.
[Tanala]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 9vania |
| Fivaditsoratra | 10 anivana, 11 Ny Avana, 12 vaniaña, vaniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|