|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivalo |
| Fototeny | 2valo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to divide into eight.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6être partagé en huit.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11mivalo arika |
| Teny iditra (2/2) | 12 mivalo |
| Fototeny | 13valo |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16se repentir, demander pardon, s'excuser.
[1.3] |
| Ohatra |
17 Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay!
[2.298]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22mivalo tongotra aman-tanana |
| Fivaditsoratra | 23 malovy, 24 mavoly, 25 milavo, 26 mivalo, 27 mivola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|