|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivalozana |
| Fototeny | 2valo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana.
5Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a change of sentiment; regret, repentance.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7repentir, pénitence.
[1.3#176, 1.8] 8Action de demander pardon. [1.3#176] |
| Ohatra |
9 Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa.
[2.857#176]
|
| Voambolana | 10 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|