|
|
|
|

Teny iditra1 vahindrorohany
Singan-teny  2vahy, 3roroha
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Iray amin' ireo zavatra telo miforona ho vavonin' ny omby, izay misy volovolo madinika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6rumen, paunch [of ruminants]. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7rumen, panse [des ruminants]. [3.1]
Voambolana  8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  9 masontantely, 10 vavoninkena, 11 vorivorinkena
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02