|
|
|
|

Teny iditra1  vadintany ambany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony [1.1]
Tovy hevitra  4  vadintanimbohitra
Singan-teny  5  vadintany, ambany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01