|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ambany
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany.
4Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina.
5/ Manana toetra ambany io zazalahy io
.
6Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony..
7Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao.
8Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka.
9Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10under. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11en bas, au dessous. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  26ambony
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 59 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)28 ambany
Sokajin-teny  29 mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  30down. [1.2, 1.7]
31[root vany.] Under, beneath, below. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32sous, bas. [1.8]
Voambolana  33 Toerana
Kamban-teny rehetra  34ambany dingana

Teny iditra (3/3)35 ambany
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny malagasy  37andrefana. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  38The west. [Provincial] [1.2]
Voambolana  39 Toerana

Fivaditsoratra  40 ambany, 41 ambina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11