|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mitandro hasasarana |
| Singan-teny | 2tsy, 3mitandro, 4hasasarana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to work hard and disregard fatigue.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7travailler ferme sans tenir compte de la fatigue.
[1.8] |
| Ohatra |
8 tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý
[1.1]
9 Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [2.324] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|