Teny iditra | hasasarana (sasatra) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny fahatsiarovana ny tena ho tsy manan-kery noho ny asa mafy natao; havizanana [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | La fatigue: Manao ahoana ny hasasarana? (Comment va la fatigue?) Question que l'on fait aux voyageurs après le salut ordinaire. [1.3] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hasasarana io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |