|
|
|
|

Teny iditra1 tsy misy toa azy
Singan-teny  2tsy, 3misy, 4toa, 5azy
Sokajin-teny  6 kambanteny
Ohatra  7 Ny tsy dia anankíray amin'ny anjely roaro izy andevon'ny vavy anefa dia tsy azon-draletsy akory, fa tsy misy toa azy [1.38]
8 fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy toa azy! [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11