Teny iditra | tsy misy madilana maito hotohizina | |
Singan-teny | tsy misy ; madilana ; maito ; tohizina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1] | |
Tovy hevitra | tsy misy madilana hotentenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |