|
|
|
|

Teny iditra1 maito
Fototeny  2ito
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4tapaka, maty. [Bara] [1.78]
5Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo. [1.1]
6tapaka. [2.285#217]
Ohatra  7 Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. [1.357#]
8 Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#65]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  10tsy misy madilana maito hotohizina
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 atimo, 13 maito, 14 maoty, 15 Matio, 16 matoy, 17 miato, 18 miota, 19 mitao, 20 mitoa, 21 moita, 22 tamio, 23 tamoy, 24 taomy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02