|
|
|
|

Teny iditra1 tsy misy madilana hotentenana
Singan-teny  2tsy, 3misy, 4madilana, 5tentenana
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina.
8Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina. [1.1]
Tovy hevitra  9tsy misy madilana maito hotohizina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11