|
|
|
|

Teny iditra1 tentenana
Fototeny  2tentina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany.
5Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete.
6Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao.
7Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be smeared with something; to be caulked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14tsy misy madilana hotentenana
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02