|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izany |
| Fototeny | 2iny |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5that, this, these, those.
6But not generally referring to things or people seen at the time of speaking. [1.2] 7that; those. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8ce, cet, cette.
9cela, celui-là, celle-là. 10voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent). [1.3] 11celui-là; ceux-là. [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 32 amin' io teny io |
| Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 15 izany, 16 izina, 17 ny azy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|