|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hita |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?.
4Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very. 5Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina. 6Fantatra: Hitako ny hevitrao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7seen; found.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8vu, trouvé.
[1.3, 1.8] 9découvert, inventé; su, connu, compris, deviné. [1.3] |
| Ohatra |
10 hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché)
[1.3]
11 hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu) [1.3] 12 hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites) [1.3] 13 hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 38 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 30 hità |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32setroka.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 33 haty, 34 hita, hità, 35 tahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|