|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsy akory
Singan-teny  2tsy, 3akory
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fanamafisana bebe kokoa ny fandavana. [1.1]
Ohatra  6 Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]

Teny iditra (2/2)7 tsy ... akory
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9tsy velively, tsy ...
10na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11not at all, by no means, on no account. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12pas du tout. [1.8]
13ne ...
14guère. [1.5]
Ohatra  15 tsy|akory misy iraisany tsy|akory. [2.285]
16 Hay tsy|akory matory tsy|akory ise! [2.499]
17 tsy|akory tahotra tsy|akory fa toetra. [2.5]
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  19 karitosy, 20 torisika, 21 tsy ... akory, tsy akory

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03