|
|
|
|

Teny iditra1 tsotra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala.
4Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity.
5Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra.
6Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely.
7Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany.
8Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9smooth, plain; easy, simple. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10lisse, droit; simple, facile. [1.8]
Ohatra  11 fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324]
12 mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470]
13 Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02