|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsotsotra |
| Fototeny | 2tsotra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4[duplicatif].
[1.3#796] |
| Ohatra |
5 Efitrano tsotsotra ny lakilasy.
[2.117]
6 Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332] 7 Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643] |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|