|
|
|
|

Teny iditra1 tsorina
Fototeny  2tsotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao.
5Tsy atao be aingitraingitra: Notsorina ny fanambadian' ny ankizy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6réduire, simplifier: tsory, réduisez. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 antsory, 13 rotsina, 14 sarinto, 15 satrony, 16 sitrano, 17 trisona, 18 trosina, 19 tsorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11