|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatsofoka |
| Fototeny | 2tsofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampiditra ao anatin' ny...: Manatsofoka ny tanany ao anaty vatasarihana i Paoly mba haka ny pensiliny.
[1.1] 5mampiditra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6introduire.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|