|
|
|
|

Teny iditra1 tsikitsiky
Fototeny  2tsiky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4[duplicatif fréquentatif]. [1.3#767]
Ohatra  5 tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana. [2.1022]
6 Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? [2.296]
7 Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. [2.499]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
9 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12