|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsiky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a smile.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5action de rire en montrant les dents.
[1.3#767] 6sourire. [1.3#767, 1.8] |
| Ohatra |
7 Sady feno tsiky izy no mandokandoka ny lahy hoe:
[2.470]
8 sariko, ny sariko fahizay mbola feno tsiky sy fanantenana! [2.471] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 20 kitsy, 21 tsiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|