|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsembohina |
| Fototeny | 2tsemboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(olona) Atao izay hahatsemboka azy: Tsembohina amin' ny vomanga no fitsabo ny zaza voan' ny kitrotro.
5(zavatra) Atao izay hahatonga azy ho entona. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|