|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tovovavy |
| Singan-teny | 2tovo, 3vavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony.
6(Ala volon-jaza). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7an unmarried young woman.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8jeune femme célibataire.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny.
[2.5]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|