|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanovana
Fototeny  2ova
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra.
5Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao.
6Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7conversion, commutation. [1.13]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9 fanovana
Fototeny  10tovana
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana. [1.1]

Fivaditsoratra  13 fañavona, 14 fanovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11