|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 toto
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo.
4Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary.
5Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay.
6Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7(toute l'île).
8Nom général des matières pilées dans un mortier.
9Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay. [1.196]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  28 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 15 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)30 toto
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny malagasy  32mandeha ran'orona, velezina. [Tambahoaka] [1.78]
33fijininihan'ny ra an'orona. [Taisaka] [1.78]
Voambolana  34 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11