|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 totoina |
| Fototeny | 2toto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo.
5Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity!. 6Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11trano tany totoina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 taon' ito, 14 totoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|