|
|
|
|

Teny iditra1 voatoto
Fototeny  2toto
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4pilé, piétiné, frappé avec la corne. [1.3#735]
Ohatra  5 Nony tamy avy any ireo omby voatoto, dia nitsoaka izy, lasa nidina. [2.606#213]
6 Ilaidama no nametrahan' Ikaky an' ity tany ity, tsy handraraka ilo mby an-doha, tsy hanao maso voatoto tany an' Ikaky Ilaidama. [2.528#130]
Tovy hevitra  7tinoto, tonoto
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02