|
|
|
|

Teny iditra1 bisikilety
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a bicycle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5bicyclette. [1.8]
Voambolana  6 Fitaterana
Tovy hevitra  7tongomalady
Kamban-teny rehetra  8mpitaingina bisikilety

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08