|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tompokovavy |
| Singan-teny | 2tompoko, 3vavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Madame.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Nahatsiaro ilay nahararian' i tompokovavy Zozefinina sombinainy malala tao Vohipeno Ramatoa Razafy, ka izy avy no torovandrovana teny ambony filanjana.
[2.499]
|
| Tohi-kevitra | 8tompokolahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|