|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tompokolahy |
| Singan-teny | 2tompoko, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Sir.
7More respectful than tompoko. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8monsieur.
[1.3] |
| Ohatra |
9 Mba anaovy hatsarana kely izahay, tompokolahy.
[2.293]
10 tompokolahy, hoy Ndriana-Toto taminy indray hariva. [2.5] |
| Voambolana | 11 Teny fanajana |
| Tohi-kevitra | 12tompokovavy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|