|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tentina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanasiana loko zavatra iray hanapentimpentina azy; fihosorana menaka na ranon-javatra amin' ny tarehy; fanatsentsenana hirika na lavaka; fanampiana sy fanalehibeazana ny kely andilana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a staining, a besmearing
5 anything used to fill a crack, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de tacheter, de barbouiller avec des couleurs, de la graisse, de la farine de riz, etc.
7 action de fermer un trou, une fissure, de mettre une pièce à un habit déchiré [1.3]
8 action de badigeonner, de colorier
9 ce qu'on met pour boucher une fente [1.8]
10 barbouiller, teindre avec de mauvaises couleurs [1.196]
Ohatra  11  Tsy misy tentina na antery izany rehetra izany fa mandeha ho azy izao. [2.4]
12  Tsy hahery hanao solon-tandra sy ny tentina isan-karazany, hono. [1.262]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)28  tentina
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 [Merina+Sihanaka+Bezanozano] (allusion aux couleurs incertaines que donnaient ces plantes en teinturerie). Phyllanthus casticum P. Willemet et Phyllanthus fuscoluridus Müll. Arg. (Phyllanthaceae). Nom et identités relevés anciennement par Grandidier. [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04