|
|
|
|

Teny iditra1 manentina
Fototeny  2tentina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandoko, manosotra: Iza no nanentina loko mena ity lamba itý?.
5Manentsina hirika, lavaka: Vao avy nanentina ny siny loaka aho.
6Manampy, mameno ny banga: Manentina ny madilana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to smear; to caulk. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8barbouiller, calfater. [1.3#697, 1.8]
9Tacheter, boucher un trou, une fissure.
10figuré: salir la réputation de quelqu’un. [1.3#697]
11enduire. [1.8]
Ohatra  12 Vita àry ity ny tantara sy ny toetoetry ny teo aloha nataoko, ka anjaranareo kosa ny manentina ny madilana sy manohy ny tapaka, fa mbola notsorina sy nafohezina be ny Klaza azy ity. [1.437#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 manan-teny, 19 manentina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02