|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atentina |
| Fototeny | 2tentina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory.
5Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io. 6Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 an-tanety, 13 atentina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|