|
|
|
|

Teny iditra1 tendry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fikasihana kely zavatra.
4Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Tendry valiha.
5Fihinanana zavatra kely.
6Teny na didy manondro olona hanao zavatra, na manondro ny zavatra hataony na ny toerana halehany: Tendry avy amin' ny lehibe izany.
7Fanondroana avy amin' Andriamanitra mahatonga ny olombelona hiharan' izao sy izao: Ry foko ô, mionòna...
8manaova alahelo hendry -- ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry
(Dox).
9Fanondroana olona, torotorohana: Tendry mosavy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  30 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02