|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tendrena |
| Fototeny | 2tendry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy.
5(zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano. 6Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina. 7Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna". 8Ihinanana kely. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 tandrene, 15 tendrena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|