|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitendry
Fototeny  2tendry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao?. [1.1]
Ohatra  5 mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany. [1.437#]
6 Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  12mitendry ilo

Teny iditra (2/2)13 mitendry
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15mihinana maraina. [Taisaka] [1.78]
Kamban-teny rehetra  16mitendry hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08