|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anendrena |
| Fototeny | 2tendry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#695] |
| Ohatra |
4 Ary hoy izahay, tsara izany, fa aza atao ela loatra no anendrena ny andro.
[2.366#194]
5 Isaky ny foko antaimoro sy antambahoaka manana Sorabe, dia misy fianakaviana manana adidy manokana nifandovany, ka ao amin' io fianakaviana io no matetika anendrena ny Katibo. [2.508#221] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|