|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tehaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy.
4Fikasihana amin' ny tanana. 5Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the clapping of hands in applause; a pat.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tape de la main; applaudissements.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Sady nipoapoaka ny tehaka.
[2.472#]
9 Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny. [2.356#] 10 tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 27 hatake, 28 hetaka, 29 Kehata, 30 tehaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|