Teny iditra | tehafina (tehaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Omena tehaka fa nahafinaritra: Notehafin' ny olona izaitsizy ilay mpihira Asiana tehamaina: Saika hotehafiko ilay zazalahy fa nanafintohina ahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be patted [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à qui on donne une petite tape [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tehafina io | ||||||||
Fivaditsoratra | tefahina, tehafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |