|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atehaka |
| Fototeny | 2tehaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja akory.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5(la main) avec laquelle on frappe, on applaudit.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 ahatake, 11 atehaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|