|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tataro
Fototeny  2tatatra
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tatarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]

Teny iditra (2/3)5 tataro
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny.
8Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9toit plat et provisoire; baldaquin. [1.3#687]
Ohatra  10 ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313#115]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)24 tataro
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26Anaram-borona. [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.1, 1.78]
Voambolana  27 Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  28 tataro, 29 toatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08