|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanora |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora.
4(loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5young, immature; light in color; young people.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6jeune; de couleur claire; jeune gens.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany.
[2.324]
8 Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 anotra, 19 atrano, 20 naotra, 21 noatra, 22 rotana, 23 tanora, 24 tarona, 25 torana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|