|
|
|
|

Teny iditra1 mahatanora
Fototeny  2tanora
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatonga ho tanora: Mahatanora anao izao hety izao.
5(maha-tanora) Antony ilazana fa tanora: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao. [1.1]

Fivaditsoratra  6 amotrahana, 7 mahatanora, 8 mahatorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12