|
|
|
|

Teny iditra1 fahatanorana
Fototeny  2tanora
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5youthfulness; the days of youth. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6état de jeunesse; le jeune âge. [1.8]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 fahatanorana, 9 fahatoranana, 10 fanatorahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02