|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tambany |
| Fototeny | 2ambany |
| Sokajin-teny | 3 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka.
[2.996#]
|
| Teny iditra (2/2) | 5 tambany |
| Fototeny | 6ambany |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte.
[1.5] |
| Tovy hevitra | 10tanindrana, tantsiraka |
| Fivaditsoratra | 11 tambany, 12 tambina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|