|
|
|
|

Teny iditra1 tantsiraka
Fototeny  2antsiraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4habitants de la côte. [1.5]
Ohatra  5 Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy. [2.471]
6 Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka. [2.5]
Mpanahaka  7 tambany, 8 tanindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02